Romanina 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 ary mba hahatongavany ho rain’ny taranaka voafora, izany hoe tsy ireo mifikitra amin’ny famorana ihany, fa ireo mitondra tena tsara mifanaraka amin’ny finoana nananan’i Abrahama raintsika+ koa, fony izy mbola tsy voafora. Galatianina 5:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Raha araka ny fanahy ny fomba fiainantsika, dia aoka koa isika hanaraka hatrany ny fitarihan’ny fanahy.+ Filipianina 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Na izany aza, dia araka izay fandrosoana efa vitantsika no aoka mbola hizorantsika hatrany, amin’ny fomba milamina,+ araka ny efa nahazatra antsika.
12 ary mba hahatongavany ho rain’ny taranaka voafora, izany hoe tsy ireo mifikitra amin’ny famorana ihany, fa ireo mitondra tena tsara mifanaraka amin’ny finoana nananan’i Abrahama raintsika+ koa, fony izy mbola tsy voafora.
25 Raha araka ny fanahy ny fomba fiainantsika, dia aoka koa isika hanaraka hatrany ny fitarihan’ny fanahy.+
16 Na izany aza, dia araka izay fandrosoana efa vitantsika no aoka mbola hizorantsika hatrany, amin’ny fomba milamina,+ araka ny efa nahazatra antsika.