1 Timoty 5:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aoka hatao mendrika hahazo fanajana roa heny+ ny anti-panahy mahay mitondra,+ indrindra fa izay mikely aina amin’ny fitenenana sy ny fampianarana.+ 2 Timoty 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa tsy tokony hiady ny mpanompon’ny Tompo,+ fa halemy fanahy* amin’ny rehetra+ kosa, hahay hampianatra+ sy hahafehy tena rehefa misy mahasosotra,+ Titosy 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 mitana mafy ilay teny azo antoka rehefa mampianatra,+ mba hahaizany handrisika ny hafa amin’ny fampianarana mahasoa+ sy hahaizany hananatra+ an’izay manohitra. Jakoba 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy tokony ho maro ianareo, ry rahalahiko, no ho tonga mpampianatra,+ satria fantatrareo fa ho mafimafy kokoa no hitsarana antsika mpampianatra.+
17 Aoka hatao mendrika hahazo fanajana roa heny+ ny anti-panahy mahay mitondra,+ indrindra fa izay mikely aina amin’ny fitenenana sy ny fampianarana.+
24 Fa tsy tokony hiady ny mpanompon’ny Tompo,+ fa halemy fanahy* amin’ny rehetra+ kosa, hahay hampianatra+ sy hahafehy tena rehefa misy mahasosotra,+
9 mitana mafy ilay teny azo antoka rehefa mampianatra,+ mba hahaizany handrisika ny hafa amin’ny fampianarana mahasoa+ sy hahaizany hananatra+ an’izay manohitra.
3 Tsy tokony ho maro ianareo, ry rahalahiko, no ho tonga mpampianatra,+ satria fantatrareo fa ho mafimafy kokoa no hitsarana antsika mpampianatra.+