Romanina 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aoka tsy hisy fihatsarambelatsihy+ ny fitiavanareo.+ Ankahalao ny ratsy,+ mifikira amin’ny tsara.+ 2 Korintianina 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 amin’ny fahadiovana, amin’ny fahalalana, amin’ny fahari-po,+ amin’ny hatsaram-panahy,+ amin’ny fanahy masina, amin’ny fitiavana tsy misy fihatsarambelatsihy,+ Jakoba 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny fahendrena+ avy any ambony kosa dia madio+ aloha, ary avy eo tia fihavanana,+ mahay mandanjalanja,*+ vonona hankatò, be famindram-po sy be voka-tsoa,+ tsy manavakavaka na miangatra,+ ary tsy mihatsaravelatsihy.+
6 amin’ny fahadiovana, amin’ny fahalalana, amin’ny fahari-po,+ amin’ny hatsaram-panahy,+ amin’ny fanahy masina, amin’ny fitiavana tsy misy fihatsarambelatsihy,+
17 Ny fahendrena+ avy any ambony kosa dia madio+ aloha, ary avy eo tia fihavanana,+ mahay mandanjalanja,*+ vonona hankatò, be famindram-po sy be voka-tsoa,+ tsy manavakavaka na miangatra,+ ary tsy mihatsaravelatsihy.+