Filemona 16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 tsy ho mpanompo+ intsony anefa fa mihoatra noho izany aza,+ dia rahalahy malala.+ Eny, rahalahy malala izy, indrindra fa amiko, ary mainka moa fa aminao, na amin’ny maha olombelona izany na ao amin’ny Tompo.
16 tsy ho mpanompo+ intsony anefa fa mihoatra noho izany aza,+ dia rahalahy malala.+ Eny, rahalahy malala izy, indrindra fa amiko, ary mainka moa fa aminao, na amin’ny maha olombelona izany na ao amin’ny Tompo.