Romanina 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 izay nahazoanay hatsaram-panahy tsy manam-paharoa+ sy fanendrena ho apostoly,+ mba hahatonga ny firenena rehetra+ hino ka hankatò, ho voninahitry ny anarany. Galatianina 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 —ilay nanome fahefana an’i Petera ho tonga apostolin’ny voafora mantsy no nanome fahefana ahy koa+ ho tonga apostolin’ny hafa firenena—
5 izay nahazoanay hatsaram-panahy tsy manam-paharoa+ sy fanendrena ho apostoly,+ mba hahatonga ny firenena rehetra+ hino ka hankatò, ho voninahitry ny anarany.
8 —ilay nanome fahefana an’i Petera ho tonga apostolin’ny voafora mantsy no nanome fahefana ahy koa+ ho tonga apostolin’ny hafa firenena—