Romanina 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary tahaka ny nanamelohana ny karazan’olona rehetra noho ny heloka iray,+ no anambarana azy rehetra+ ho marina ho amin’ny fiainana,+ noho ny asa fanamarinana iray.+
18 Ary tahaka ny nanamelohana ny karazan’olona rehetra noho ny heloka iray,+ no anambarana azy rehetra+ ho marina ho amin’ny fiainana,+ noho ny asa fanamarinana iray.+