Asan’ny Apostoly 14:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nanendry anti-panahy+ teo anivon’ny fiangonana tsirairay koa izy roa lahy, ary nivavaka sady nifady hanina,+ ka nanankina azy ireo tamin’i Jehovah,+ dia ilay ninoan’izy ireo.
23 Nanendry anti-panahy+ teo anivon’ny fiangonana tsirairay koa izy roa lahy, ary nivavaka sady nifady hanina,+ ka nanankina azy ireo tamin’i Jehovah,+ dia ilay ninoan’izy ireo.