1 Tesalonianina 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa mifampionòna sy mifampahereza hatrany,+ toy izao efa ataonareo izao.+