19 saingy lasa mibahan-toerana tsikelikely ny fanahiana+ eto amin’ity tontolo ity sy ny famitahan’ny harena+ ary ny faniriana+ ny zavatra hafa koa, ka mangeja ny teny, dia manjary tsy mamoa izy.+
10 ary amin’ny famitahana+ tsy marina rehetra ho an’ireo ho ringana.+ Izany dia ho valin’ny tsy naneken’izy ireo ny fitiavana+ ny fahamarinana mba hahavoavonjy azy.+