Deoteronomia 1:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 “Ren’i Jehovah ny teninareo tamin’izany fotoana rehetra izany, dia tezitra izy ka nianiana+ hoe: Salamo 106:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Koa nanangan-tanana izy ka nianiana momba azy ireo+Fa hataony miampatrampatra any an-tany efitra ny fatiny,+
26 Koa nanangan-tanana izy ka nianiana momba azy ireo+Fa hataony miampatrampatra any an-tany efitra ny fatiny,+