Isaia 34:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ho lo daholo ny ao amin’ny tafiky ny lanitra.+ Ary hahorona toy ny horonam-boky ny lanitra.+ Halazo ny tafik’izy ireo manontolo, ka hihintsana toy ny ravim-boaloboka malazo sy toy ny aviavy malazo.+ Apokalypsy 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary niala tahaka ny horonam-boky ahorona ny lanitra,+ ary nesorina tamin’ny toerany ny tendrombohitra sy ny nosy rehetra.+
4 Ho lo daholo ny ao amin’ny tafiky ny lanitra.+ Ary hahorona toy ny horonam-boky ny lanitra.+ Halazo ny tafik’izy ireo manontolo, ka hihintsana toy ny ravim-boaloboka malazo sy toy ny aviavy malazo.+
14 Ary niala tahaka ny horonam-boky ahorona ny lanitra,+ ary nesorina tamin’ny toerany ny tendrombohitra sy ny nosy rehetra.+