Jaona 8:56 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 Ravoravo erỳ i Abrahama rainareo noho ny fanantenana hahita ny androko,+ ary nahita izy ka ravoravo.”+ Hebreo 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa isika tsy manana tanàna maharitra+ eto, fa ilay ho avy no katsahintsika fatratra.+ Apokalypsy 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hitako koa ilay tanàna masina,+ dia i Jerosalema Vaovao, nidina avy any an-danitra+ avy any amin’Andriamanitra sady efa voaomana tahaka ny ampakarina+ mihaingo hihaona amin’ny vadiny.+
56 Ravoravo erỳ i Abrahama rainareo noho ny fanantenana hahita ny androko,+ ary nahita izy ka ravoravo.”+
2 Hitako koa ilay tanàna masina,+ dia i Jerosalema Vaovao, nidina avy any an-danitra+ avy any amin’Andriamanitra sady efa voaomana tahaka ny ampakarina+ mihaingo hihaona amin’ny vadiny.+