34 Farany, dia niakatra teo amin’ilay fandriana izy ary nandry teo ambonin’ilay zaza,+ ka nataony teo amin’ny vavan’ilay zaza ny vavany, teo amin’ny masony ny masony, ary teo amin’ny felatanany ny felatanany. Dia nivalampatra teo aminy elaela izy, ka nafana tsikelikely ny nofon’ilay zaza.