Eksodosy 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary asio fetra tsy azon’ny vahoaka ihoarana manodidina ny tendrombohitra, ka teneno izy ireo hoe: ‘Tandremo sao miakatra ao an-tendrombohitra na mikasika ny sisiny, fa hovonoina ho faty tokoa izay mikasika ny tendrombohitra.+
12 Ary asio fetra tsy azon’ny vahoaka ihoarana manodidina ny tendrombohitra, ka teneno izy ireo hoe: ‘Tandremo sao miakatra ao an-tendrombohitra na mikasika ny sisiny, fa hovonoina ho faty tokoa izay mikasika ny tendrombohitra.+