1 Korintianina 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa mpiara-miasa amin’Andriamanitra izahay,+ ary ianareo dia saha volena+ sy trano aorina,+ izay samy an’Andriamanitra. 1 Petera 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 dia aorina ho trano ara-panahy+ ianareo, izay vato velona koa, mba ho mpisorona masina, ka hanolotra sorona ara-panahy+ ankasitrahan’Andriamanitra, amin’ny alalan’i Jesosy Kristy.+
9 Fa mpiara-miasa amin’Andriamanitra izahay,+ ary ianareo dia saha volena+ sy trano aorina,+ izay samy an’Andriamanitra.
5 dia aorina ho trano ara-panahy+ ianareo, izay vato velona koa, mba ho mpisorona masina, ka hanolotra sorona ara-panahy+ ankasitrahan’Andriamanitra, amin’ny alalan’i Jesosy Kristy.+