Genesisy 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nitahy ny andro fahafito Andriamanitra ka nanamasina azy io, satria tamin’izay no nitsaharany tamin’ny asa famoronana rehetra nataony. Eny, voaforon’Andriamanitra ny zava-drehetra nokasainy hatao.+ Efesianina 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 sy ny hanao izay hahitan’ny olona ny fomba itantanana+ ny zava-miafina masina+ izay nafenina hatrizay hatrizay tao amin’Andriamanitra, ilay namorona ny zava-drehetra.+
3 Ary nitahy ny andro fahafito Andriamanitra ka nanamasina azy io, satria tamin’izay no nitsaharany tamin’ny asa famoronana rehetra nataony. Eny, voaforon’Andriamanitra ny zava-drehetra nokasainy hatao.+
9 sy ny hanao izay hahitan’ny olona ny fomba itantanana+ ny zava-miafina masina+ izay nafenina hatrizay hatrizay tao amin’Andriamanitra, ilay namorona ny zava-drehetra.+