Jakoba 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Henoy izao, ry rahalahy malala: Tsy ny mahantra+ eo amin’izao tontolo izao ve no nofidin’Andriamanitra hanan-karena+ amin’ny finoana, sy ho mpandova ilay fanjakana nampanantenainy an’ireo tia azy?+
5 Henoy izao, ry rahalahy malala: Tsy ny mahantra+ eo amin’izao tontolo izao ve no nofidin’Andriamanitra hanan-karena+ amin’ny finoana, sy ho mpandova ilay fanjakana nampanantenainy an’ireo tia azy?+