7 Esory ny lalivay efa ela, mba ho koba vaovao+ ianareo, satria tsy tokony hisy lalivay ianareo. Fa efa natao sorona+ tokoa i Kristy,+ izay toy ny zanak’ondrin’ny Paska.+
4 Ary nahare feo hafa avy any an-danitra aho, nanao hoe: “Mivoaha avy ao aminy, ry oloko,+ raha tsy tianareo ny hiombona ota aminy,+ ary raha tsy tianareo hisy hanjo anareo ny loza hanjo azy.