1 Jaona 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izay tia ny rahalahiny no mitoetra ao amin’ny mazava,+ ary tsy misy mahatonga azy haniasia.*+ 1 Jaona 4:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary izao didy izao no azontsika avy aminy:+ Tokony ho tia ny rahalahiny koa+ izay tia an’Andriamanitra.
21 Ary izao didy izao no azontsika avy aminy:+ Tokony ho tia ny rahalahiny koa+ izay tia an’Andriamanitra.