Efesianina 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ianareo mpanompo, ankatoavy ny tomponareo ara-nofo,+ amin’ny fahatahorana sy ny fangovitana+ ary amin’ny fahatsoran’ny fonareo, toy ny ankatoavanareo an’i Kristy, Kolosianina 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ianareo mpanompo, ankatoavy amin’ny zava-drehetra ny tomponareo ara-nofo.+ Aza manao fanompoana eo imaso fotsiny, tahaka ny mpila sitraka amin’olona,+ fa ataovy amim-pahatsoram-po sy amin-tahotra an’i Jehovah+ kosa izany. Titosy 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aoka ny mpanompo+ hanaiky ny tompony amin’ny zava-drehetra+ ka hanao izay mahafinaritra azy, tsy hamalivaly,+
5 Ianareo mpanompo, ankatoavy ny tomponareo ara-nofo,+ amin’ny fahatahorana sy ny fangovitana+ ary amin’ny fahatsoran’ny fonareo, toy ny ankatoavanareo an’i Kristy,
22 Ianareo mpanompo, ankatoavy amin’ny zava-drehetra ny tomponareo ara-nofo.+ Aza manao fanompoana eo imaso fotsiny, tahaka ny mpila sitraka amin’olona,+ fa ataovy amim-pahatsoram-po sy amin-tahotra an’i Jehovah+ kosa izany.
9 Aoka ny mpanompo+ hanaiky ny tompony amin’ny zava-drehetra+ ka hanao izay mahafinaritra azy, tsy hamalivaly,+