Matio 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Lazaiko aminareo marina tokoa fa maro ny mpaminany+ sy olo-marina naniry hahita izay hitanareo nefa tsy nahita,+ ary naniry handre izay renareo nefa tsy nandre.+
17 Lazaiko aminareo marina tokoa fa maro ny mpaminany+ sy olo-marina naniry hahita izay hitanareo nefa tsy nahita,+ ary naniry handre izay renareo nefa tsy nandre.+