Isaia 13:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa hataoko mihorohoro ny lanitra+ ary hihovotrovotra hiala amin’ny toerany ny tany, noho ny fisafoahan’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ amin’ny andro hampiharany ny fahatezerany mirehitra.+ Matio 24:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ny lanitra sy ny tany ho levona,+ fa ny teniko tsy mba ho levona mihitsy.+
13 Koa hataoko mihorohoro ny lanitra+ ary hihovotrovotra hiala amin’ny toerany ny tany, noho ny fisafoahan’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ amin’ny andro hampiharany ny fahatezerany mirehitra.+