4 Finoana no nanoloran’i Abela ho an’Andriamanitra sorona nisy vidiny kokoa noho ny an’i Kaina.+ Noho ny finoany no nanambarana azy ho marina, ka Andriamanitra no nanaporofo fa nankasitrahany+ ny fanomezana nataony. Ary na efa maty aza izy dia mbola miteny ihany,+ noho ny finoany.