Matio 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Sambatra ianareo raha tevatevain’ny olona+ sy enjehiny+ ary amoronany lainga ka lazainy fa nanao izao zava-dratsy rehetra izao, noho ny amiko. Jaona 15:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Raha halan’izao tontolo izao ianareo, dia fantatrareo fa izaho efa halany talohanareo.+ 2 Timoty 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Izay rehetra te hiaina ao anatin’ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra sady tafaray amin’i Kristy Jesosy dia henjehina+ ihany koa.
11 “Sambatra ianareo raha tevatevain’ny olona+ sy enjehiny+ ary amoronany lainga ka lazainy fa nanao izao zava-dratsy rehetra izao, noho ny amiko.
12 Izay rehetra te hiaina ao anatin’ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra sady tafaray amin’i Kristy Jesosy dia henjehina+ ihany koa.