Titosy 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izany fahafoizan-tena izany dia miorina amin’ny fanantenana fiainana mandrakizay,+ izay nampanantenain’Andriamanitra tsy mahay mandainga,+ eny, efa nampanantenainy hatry ny ela be.+ Apokalypsy 21:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hoy Ilay nipetraka teo ambonin’ny seza fiandrianana:+ “Ataoko vaovao ny zava-drehetra.”+ Hoy koa izy: “Soraty fa azo antoka sady marina ireo teny ireo.”
2 Izany fahafoizan-tena izany dia miorina amin’ny fanantenana fiainana mandrakizay,+ izay nampanantenain’Andriamanitra tsy mahay mandainga,+ eny, efa nampanantenainy hatry ny ela be.+
5 Ary hoy Ilay nipetraka teo ambonin’ny seza fiandrianana:+ “Ataoko vaovao ny zava-drehetra.”+ Hoy koa izy: “Soraty fa azo antoka sady marina ireo teny ireo.”