Lioka 12:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 “Aza matahotra,+ ry ondry vitsy,+ fa sitraky ny Rainareo ny hanome anareo ny fanjakana.+ Lioka 22:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Koa manao fifanekena aminareo aho, toy ny nanaovan’ny Raiko fifanekena+ tamiko, ho amin’ny fanjakana,+ Hebreo 12:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa satria hahazo fanjakana tsy azo hozongozonina+ isika, dia aoka hohazonintsika ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa izay entintsika manao fanompoana masina ho an’Andriamanitra amin’ny fomba ankasitrahany, amin-tahotra sy amim-panajana.+
29 Koa manao fifanekena aminareo aho, toy ny nanaovan’ny Raiko fifanekena+ tamiko, ho amin’ny fanjakana,+
28 Koa satria hahazo fanjakana tsy azo hozongozonina+ isika, dia aoka hohazonintsika ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa izay entintsika manao fanompoana masina ho an’Andriamanitra amin’ny fomba ankasitrahany, amin-tahotra sy amim-panajana.+