Jeremia 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “‘Handefa loza karazany efatra aho hamelezana azy ireo’,+ hoy i Jehovah, ‘dia ny sabatra izay hamono azy, ny alika izay hitaritarika azy, ary ny voro-manidina+ sy ny bibidia izay hihinana sy handringana azy. Amosa 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “‘Nandefasako areti-mandringana toy ny tany Ejipta ianareo,+ ary novonoiko tamin’ny sabatra ny tovolahy teo aminareo,+ sady nobaboina koa ny soavalinareo.+ Nakariko hatreo am-bavoronareo ny hamaimbon’ny tobinareo.+ Tsy niverina tamiko anefa ianareo’,+ hoy i Jehovah.
3 “‘Handefa loza karazany efatra aho hamelezana azy ireo’,+ hoy i Jehovah, ‘dia ny sabatra izay hamono azy, ny alika izay hitaritarika azy, ary ny voro-manidina+ sy ny bibidia izay hihinana sy handringana azy.
10 “‘Nandefasako areti-mandringana toy ny tany Ejipta ianareo,+ ary novonoiko tamin’ny sabatra ny tovolahy teo aminareo,+ sady nobaboina koa ny soavalinareo.+ Nakariko hatreo am-bavoronareo ny hamaimbon’ny tobinareo.+ Tsy niverina tamiko anefa ianareo’,+ hoy i Jehovah.