Ezekiela 40:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tao anatin’ny fahitana avy tamin’Andriamanitra no nitondrany ahy tany amin’ny tanin’ny Israely, sy nametrahany ahy teo an-tampon’ny tendrombohitra iray avo dia avo.+ Ary nisy toy ny tanàna teo amin’izy io, teo atsimo.+ 2 Korintianina 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mahafantatra olona iray tafaray amin’i Kristy aho. Efatra ambin’ny folo taona lasa izay, dia nentina+ ho any amin’ny lanitra fahatelo io olona io—tsy fantatro na tao amin’ny vatana na tsy tao amin’ny vatana, fa Andriamanitra no mahalala.
2 Tao anatin’ny fahitana avy tamin’Andriamanitra no nitondrany ahy tany amin’ny tanin’ny Israely, sy nametrahany ahy teo an-tampon’ny tendrombohitra iray avo dia avo.+ Ary nisy toy ny tanàna teo amin’izy io, teo atsimo.+
2 Mahafantatra olona iray tafaray amin’i Kristy aho. Efatra ambin’ny folo taona lasa izay, dia nentina+ ho any amin’ny lanitra fahatelo io olona io—tsy fantatro na tao amin’ny vatana na tsy tao amin’ny vatana, fa Andriamanitra no mahalala.