Joela 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Misy firenena mahery izay manana vahoaka maro an’isa,+ miakatra mamely ny taniko. Nifin-diona ny nifiny,+ ary toy ny an’ny liona ny valanoranony.
6 Misy firenena mahery izay manana vahoaka maro an’isa,+ miakatra mamely ny taniko. Nifin-diona ny nifiny,+ ary toy ny an’ny liona ny valanoranony.