Jaona 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa toy ny ananganan’ny Ray ny maty ka amelomany azy indray,+ dia toy izany koa no ameloman’ny Zanaka an’izay tiany hovelomina.+ Jaona 6:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Fa izao no sitrapon’ny Raiko: Tokony hahazo fiainana mandrakizay+ izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino azy, ary izaho hanangana azy amin’ny maty amin’ny andro farany.”+ Apokalypsy 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Ary soraty izao ho an’ny anjelin’ny+ fiangonana atsy Smyrna: Izao no lazain’ilay ‘Voalohany sy Farany’,+ izay efa maty nefa velona indray:+
21 Fa toy ny ananganan’ny Ray ny maty ka amelomany azy indray,+ dia toy izany koa no ameloman’ny Zanaka an’izay tiany hovelomina.+
40 Fa izao no sitrapon’ny Raiko: Tokony hahazo fiainana mandrakizay+ izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino azy, ary izaho hanangana azy amin’ny maty amin’ny andro farany.”+
8 “Ary soraty izao ho an’ny anjelin’ny+ fiangonana atsy Smyrna: Izao no lazain’ilay ‘Voalohany sy Farany’,+ izay efa maty nefa velona indray:+