Jaona 1:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Hitany nanatona azy i Jesosy ny ampitson’iny, ka hoy izy: “Iny ilay Zanak’ondrin’Andriamanitra+ izay manaisotra ny fahotan’izao+ tontolo izao!+ Asan’ny Apostoly 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hoy tokoa mantsy i Mosesy: ‘I Jehovah Andriamanitra hanendry mpaminany toa ahy,+ ho anareo, avy amin’ny rahalahinareo. Henoy izy, na inona na inona lazainy aminareo.+ Hebreo 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 araka ny teniny hoe: “Hanambara ny anaranao amin’ny rahalahiko aho. Eo anivon’ny fiangonana no hiderako anao an-kira.”+
29 Hitany nanatona azy i Jesosy ny ampitson’iny, ka hoy izy: “Iny ilay Zanak’ondrin’Andriamanitra+ izay manaisotra ny fahotan’izao+ tontolo izao!+
22 Hoy tokoa mantsy i Mosesy: ‘I Jehovah Andriamanitra hanendry mpaminany toa ahy,+ ho anareo, avy amin’ny rahalahinareo. Henoy izy, na inona na inona lazainy aminareo.+
12 araka ny teniny hoe: “Hanambara ny anaranao amin’ny rahalahiko aho. Eo anivon’ny fiangonana no hiderako anao an-kira.”+