16 Aoka hamirapiratra toy izany eo anatrehan’ny olona koa ny fahazavanareo,+ mba hahitany ny asa tsara+ ataonareo ka hanomezany voninahitra+ ny Rainareo izay any an-danitra.
15 mba tsy hanan-tsiny+ sy hadio ianareo, ary ho zanak’Andriamanitra+ tsy misy tsiny eo anivon’ny taranaka tsy marina sy ratsy fanahy.+ Mamirapiratra eo anivon’izany taranaka izany ianareo, izay mpanazava eo amin’izao tontolo izao.+