Salamo 137:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ry Babylona zanakavavy horobaina ô!+Ho sambatra ilay hamaly anao+Araka izay nataonao taminay.+ Jeremia 50:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Manaova hiakan’ady manodidina azy.+ Nitolo-batana izy. Nianjera ireo andry ao aminy, ary narodana ireo mandany,+ satria mamaly ny nataony i Jehovah.+ Valio araka ny nataony i Babylona. Toy ny efa nataony ihany no ataovy aminy.+ Jeremia 51:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Hatsingeriko amin’i Babylona sy ny mponina rehetra any Kaldea ny ratsy rehetra nataony tao Ziona, teo anatrehanareo”,+ hoy i Jehovah.
15 Manaova hiakan’ady manodidina azy.+ Nitolo-batana izy. Nianjera ireo andry ao aminy, ary narodana ireo mandany,+ satria mamaly ny nataony i Jehovah.+ Valio araka ny nataony i Babylona. Toy ny efa nataony ihany no ataovy aminy.+
24 Hatsingeriko amin’i Babylona sy ny mponina rehetra any Kaldea ny ratsy rehetra nataony tao Ziona, teo anatrehanareo”,+ hoy i Jehovah.