Matio 28:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa mandehana àry, ataovy mpianatra+ ny olona any amin’ny firenena rehetra,+ ka ataovy batisa+ amin’ny anaran’ny Ray+ sy amin’ny anaran’ny Zanaka+ ary amin’ny anaran’ny fanahy* masina.+ Asan’ny Apostoly 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa hahazo hery+ kosa ianareo rehefa tonga aminareo ny fanahy* masina, ka ho vavolombeloko+ any Jerosalema+ sy eran’i Jodia sy Samaria+ ary any amin’ny faritra lavitra indrindra amin’ny tany+ ianareo.”
19 Koa mandehana àry, ataovy mpianatra+ ny olona any amin’ny firenena rehetra,+ ka ataovy batisa+ amin’ny anaran’ny Ray+ sy amin’ny anaran’ny Zanaka+ ary amin’ny anaran’ny fanahy* masina.+
8 Fa hahazo hery+ kosa ianareo rehefa tonga aminareo ny fanahy* masina, ka ho vavolombeloko+ any Jerosalema+ sy eran’i Jodia sy Samaria+ ary any amin’ny faritra lavitra indrindra amin’ny tany+ ianareo.”