Salamo 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hopotehinao amin’ny tehim-by ireny,+Ary homontsamontsaninao toy ny vilany tanin’ny mpanefy tanimanga.”+ Apokalypsy 2:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary hifehy* ny olona amin’ny tehim-by izy,+ dia ho potipotika toy ny vilany tanimanga ireny.+ Eny, homeko fahefana izy, tahaka izay noraisiko avy tamin’ny Raiko. Apokalypsy 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary tera-dahy ravehivavy,+ dia zazalahy hifehy* ny firenena rehetra amin’ny tehim-by.+ Ary nentina haingana nankany amin’Andriamanitra sy ny seza fiandrianany ilay zanany.+
9 Hopotehinao amin’ny tehim-by ireny,+Ary homontsamontsaninao toy ny vilany tanin’ny mpanefy tanimanga.”+
27 Ary hifehy* ny olona amin’ny tehim-by izy,+ dia ho potipotika toy ny vilany tanimanga ireny.+ Eny, homeko fahefana izy, tahaka izay noraisiko avy tamin’ny Raiko.
5 Ary tera-dahy ravehivavy,+ dia zazalahy hifehy* ny firenena rehetra amin’ny tehim-by.+ Ary nentina haingana nankany amin’Andriamanitra sy ny seza fiandrianany ilay zanany.+