Hebreo 12:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa ny hatoninareo kosa dia Tendrombohitra Ziona,+ sy tanànan’ilay+ Andriamanitra velona, izany hoe i Jerosalema any an-danitra;+ sy anjely+ an’alinalina Apokalypsy 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hitako koa ilay tanàna masina,+ dia i Jerosalema Vaovao, nidina avy any an-danitra+ avy any amin’Andriamanitra sady efa voaomana tahaka ny ampakarina+ mihaingo hihaona amin’ny vadiny.+
22 Fa ny hatoninareo kosa dia Tendrombohitra Ziona,+ sy tanànan’ilay+ Andriamanitra velona, izany hoe i Jerosalema any an-danitra;+ sy anjely+ an’alinalina
2 Hitako koa ilay tanàna masina,+ dia i Jerosalema Vaovao, nidina avy any an-danitra+ avy any amin’Andriamanitra sady efa voaomana tahaka ny ampakarina+ mihaingo hihaona amin’ny vadiny.+