Genesisy 40:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mba tsarovy anefa aho rehefa mandeha tsara ny fiainanao. Dia mba iantrao aho,* ka resaho any amin’i Farao any ny momba ahy mba ho tafavoaka ato aho.
14 Mba tsarovy anefa aho rehefa mandeha tsara ny fiainanao. Dia mba iantrao aho,* ka resaho any amin’i Farao any ny momba ahy mba ho tafavoaka ato aho.