Genesisy 43:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hoy i Joda avy eo tamin’i Israely rainy: “Alefaso miaraka amiko izy,+ dia aleo izahay handeha mba tsy ho faty isika,+ na izahay na ianao na ny zanatsika.+ Genesisy 44:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Fa izaho mpanomponao no niantoka an’io zandrinay io tamin’ny rainay, hoe: ‘Raha tsy entiko miverina atỳ aminao izy, dia ho fahotako aminao mandrakizay izany.’+
8 Hoy i Joda avy eo tamin’i Israely rainy: “Alefaso miaraka amiko izy,+ dia aleo izahay handeha mba tsy ho faty isika,+ na izahay na ianao na ny zanatsika.+
32 Fa izaho mpanomponao no niantoka an’io zandrinay io tamin’ny rainay, hoe: ‘Raha tsy entiko miverina atỳ aminao izy, dia ho fahotako aminao mandrakizay izany.’+