Genesisy 45:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Aza matahotra anefa, ary aza mifanome tsiny satria hoe nivarotra ahy ianareo. Fa hamonjy aina no nandefasan’Andriamanitra ahy hialoha anareo atỳ.+ Asan’ny Apostoly 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nisy mosary anefa eran’i Ejipta sy Kanana, ka tena mafy ny fahoriana nanjo ny olona tany. Ary tsy nahita na inona na inona hohanina ny razambentsika.+
5 Aza matahotra anefa, ary aza mifanome tsiny satria hoe nivarotra ahy ianareo. Fa hamonjy aina no nandefasan’Andriamanitra ahy hialoha anareo atỳ.+
11 Nisy mosary anefa eran’i Ejipta sy Kanana, ka tena mafy ny fahoriana nanjo ny olona tany. Ary tsy nahita na inona na inona hohanina ny razambentsika.+