Deoteronomia 33:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hoy indray izy momba an’i Benjamina:+ “Aleo ilay malalan’i Jehovah hipetraka tsy hanana ahiahy eo akaikiny,Ary izy hanome fialofana azy mandritra ny andro manontolo.Hipetraka eo anelanelan’ny sorony izy.”
12 Hoy indray izy momba an’i Benjamina:+ “Aleo ilay malalan’i Jehovah hipetraka tsy hanana ahiahy eo akaikiny,Ary izy hanome fialofana azy mandritra ny andro manontolo.Hipetraka eo anelanelan’ny sorony izy.”