Genesisy 7:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa maty ny zavamananaina* rehetra nihetsiketsika teto ambonin’ny tany:+ Ny biby manidina, ny biby fiompy, ny bibidia, ny zavamananaina hafa mifanaretsaka, ary ny olombelona rehetra.+ Salamo 104:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Rehefa mihodina tsy hijery azy* kosa ianao, dia very hevitra izy ireo. Ary raha esorinao ny hery mamelona azy, dia maty izy ireo ka miverina ho vovoka.+ Matio 24:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ary tsy niraharaha izy ireo mandra-pahatongan’ilay Safodrano nifaoka azy rehetra.+ Ho toy izany koa amin’ny fanatrehan’ny Zanak’olona. 2 Petera 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy nisalasala koa izy nanasazy an’ilay tontolo taloha,+ fa niaro an’i Noa, mpitory ny fahamarinana,+ sy ireo fito hafa,+ tamin’izy nahatonga safodrano teo amin’ilay tontolo feno olona tsy natahotra an’Andriamanitra.+
21 Koa maty ny zavamananaina* rehetra nihetsiketsika teto ambonin’ny tany:+ Ny biby manidina, ny biby fiompy, ny bibidia, ny zavamananaina hafa mifanaretsaka, ary ny olombelona rehetra.+
29 Rehefa mihodina tsy hijery azy* kosa ianao, dia very hevitra izy ireo. Ary raha esorinao ny hery mamelona azy, dia maty izy ireo ka miverina ho vovoka.+
39 Ary tsy niraharaha izy ireo mandra-pahatongan’ilay Safodrano nifaoka azy rehetra.+ Ho toy izany koa amin’ny fanatrehan’ny Zanak’olona.
5 Tsy nisalasala koa izy nanasazy an’ilay tontolo taloha,+ fa niaro an’i Noa, mpitory ny fahamarinana,+ sy ireo fito hafa,+ tamin’izy nahatonga safodrano teo amin’ilay tontolo feno olona tsy natahotra an’Andriamanitra.+