17 Ary hoy indray izy tamin’i Adama: “Satria ianao nihaino ny vadinao ka nihinana tamin’ny voan’ilay hazo nandidiako anao hoe:+ ‘Aza hanina io’, dia voaozona ny tany noho ny nataonao.+ Hijaly ianao vao ho afaka hihinana ny vokatry ny tany, mandritra ny androm-piainanao.+