Genesisy 1:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary hoy Andriamanitra: “Efa nomeko anareo ny zavamaniry misy voa famboly rehetra eny ambonin’ny tany manontolo, sy ny hazo rehetra mamokatra voankazo misy voany. Ataovy sakafonareo ireny.+
29 Ary hoy Andriamanitra: “Efa nomeko anareo ny zavamaniry misy voa famboly rehetra eny ambonin’ny tany manontolo, sy ny hazo rehetra mamokatra voankazo misy voany. Ataovy sakafonareo ireny.+