Eksodosy 20:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Aza mamono olona.+ Nomery 35:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “‘Izay mahafaty olona dia tokony hovonoina ho faty, satria mpamono olona.+ Tokony hisy vavolombelona manamarina an’izany anefa.+ Tsy misy azo vonoina ho faty kosa raha iray monja ny vavolombelona. Matio 26:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Dia hoy i Jesosy taminy: “Avereno amin’ny tranony ny sabatrao,+ fa ho fatin’ny sabatra izay rehetra mampiasa sabatra.+
30 “‘Izay mahafaty olona dia tokony hovonoina ho faty, satria mpamono olona.+ Tokony hisy vavolombelona manamarina an’izany anefa.+ Tsy misy azo vonoina ho faty kosa raha iray monja ny vavolombelona.
52 Dia hoy i Jesosy taminy: “Avereno amin’ny tranony ny sabatrao,+ fa ho fatin’ny sabatra izay rehetra mampiasa sabatra.+