9 —Ireto avy no nanoratra: I Rehoma lehiben’ny tompon’andraiki-panjakana sy Simsay mpanoratra, sy ny mpiara-miasa aminy sasany, ny mpitsara, ny governora lefitra, ny mpitan-tsoratra, ny olona any Ereka,+ ny Babylonianina, ny mponin’i Sosa,+ izany hoe ny Elamita,+