Genesisy 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ny sisin-tanin’ny Kananita àry dia nanomboka tany Sidona ka hatrany Gerara,+ tany akaikin’i Gaza,+ ary hatrany Sodoma sy Gomora+ sy Adma ary Zeboima,+ tany akaikin’i Lesa. Genesisy 13:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary nijanona tany Kanana i Abrama, fa i Lota kosa nipetraka teny amin’ireo tanànan’ny faritr’i Jordana.+ Tamin’ny farany, dia nanangana ny tranolainy teo akaikin’i Sodoma i Lota.
19 Ny sisin-tanin’ny Kananita àry dia nanomboka tany Sidona ka hatrany Gerara,+ tany akaikin’i Gaza,+ ary hatrany Sodoma sy Gomora+ sy Adma ary Zeboima,+ tany akaikin’i Lesa.
12 Ary nijanona tany Kanana i Abrama, fa i Lota kosa nipetraka teny amin’ireo tanànan’ny faritr’i Jordana.+ Tamin’ny farany, dia nanangana ny tranolainy teo akaikin’i Sodoma i Lota.