Deoteronomia 2:10, 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny Emima+ no nipetraka tany taloha. Natanjaka izy ireo sady be dia be, ary lava ranjanana hoatran’ny Anakita. 11 Ny Refaima+ koa hoatran’ny Anakita,+ ka nantsoin’ny Moabita hoe Emima.
10 Ny Emima+ no nipetraka tany taloha. Natanjaka izy ireo sady be dia be, ary lava ranjanana hoatran’ny Anakita. 11 Ny Refaima+ koa hoatran’ny Anakita,+ ka nantsoin’ny Moabita hoe Emima.