Eksodosy 31:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Famantarana maharitra eo amiko sy amin’ny vahoakan’Israely izany.+ Enina andro mantsy no nanaovan’i Jehovah ny lanitra sy ny tany, dia nitsahatra izy tamin’ny andro fahafito ary afa-po.’”*+ Hebreo 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hoy mantsy izy momba ny andro fahafito, ao amin’ny andininy iray: “Ary nitsahatra tamin’ny asany rehetra Andriamanitra tamin’ny andro fahafito.”+
17 Famantarana maharitra eo amiko sy amin’ny vahoakan’Israely izany.+ Enina andro mantsy no nanaovan’i Jehovah ny lanitra sy ny tany, dia nitsahatra izy tamin’ny andro fahafito ary afa-po.’”*+
4 Hoy mantsy izy momba ny andro fahafito, ao amin’ny andininy iray: “Ary nitsahatra tamin’ny asany rehetra Andriamanitra tamin’ny andro fahafito.”+