7 Ary niseho tamin’i Abrama i Jehovah, ka niteny hoe: “Ny taranakao+ no homeko an’ity tany ity.”+ Dia nanorina alitara teo i Abrama, ho an’i Jehovah, ilay niseho taminy.
5 Tsy nanome azy lova teto anefa Andriamanitra, na dia tany eram-paladia aza. Nampanantena anefa Izy fa hanome an’ity tany ity ho azy sy ho an’ny taranany,+ na dia mbola tsy nanan-janaka aza izy tamin’izay.