19 Dia hoy Andriamanitra: “Tena hitera-dahy ho anao tokoa i Saraha vadinao. Dia ataovy hoe Isaka* ny anarany.+ Amin’i Isaka aho no hanao an’ilay fifanekena, dia ilay fifanekena mandrakizay hahasoa azy sy ny taranany handimby azy.+
3 “‘Rehefa nandeha ny fotoana, dia nalaiko avy tany ampitan’ny Renirano* i Abrahama razambenareo,+ ka nentiko nitety ny tany Kanana manontolo, ary nataoko be dia be ny taranany.+ Nomeko azy i Isaka,+